|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | sahaza | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Tahona metaly, matsilotsilo ny lohany, izay manondro ny minitra (sahazabeny) ary ny ora (sahazakeliny) amin' ny famantaranandro: tafahodina tanteraka ny boribory amin' ny famantaranandro ny sahazabeny no mikisaka mahavita ny ampaharoa ambin' ny folony ny sahazakeliny [1.1] | ||
| Teny iditra | sahaza | |
| Sokajin-teny | mpamaritra | |
| Antonina, ampy: Sahaza hividianana ireto zavatra rehetra ireto ve ny vola any aminao? Mifanandrify, mifanentana: Nahita raharaha sahaza ny zanakao aho Antonina, mety: Sahaza ho an' ny faralahy tsara lahy ity pataloa ity [1.1] | ||
| Fit, suitable; Sahàza àzy (It fits him, it is suitable for him) [1.7] | ||
| Approprié, qui vous va; suffisant, convenable; Sahàza àzy (Cela lui va, il a bien mérité cela) [1.8] | ||
| Suffisant [1.13] | ||
| Sampanteny |
| |
| Mpanahaka | ampy ~ antonony | |
| Nohavaozina tamin' ny 2011/12/10 |
|