|
|
|
|
Teny iditra
sa
le
hotra
(
lehotra
)
Sokajin-teny
anarana
Fahamaikamaikana foana; fahasahisahiana; fiselontselonana amin' ny raharahan' ny sasany
[
1.1
]
Sampanteny
asalehotra
,
fisalehorana
,
fisalehotra
,
isalehorana
,
misalehotra
,
mpisalehotra
,
tafasalehotra
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20