|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | samborina (sambotra) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| Enjehina: Nosamboriko ilay vorona fa tsy azoko Raisina: Nosamborin' ny Polisy ilay mpangalatra Indramina (raha vola no tenenina, izany hoe mbola honerana): Ariary zato no nosamboriny tatỳ amiko omaly [1.1] | |||||||||
| To be captured; to be borrowed (when the thing borrowed is to be replaced , as with rice or money) [1.7] | |||||||||
| Qu'on fait prisonnier; qu'on emprunte (quand l'article emprunté sera remplacé, comme le riz ou l'argent) [1.8] | |||||||||
| Ohatra | Fa izay azo samborina no samborina, dia ireo mpiantoko tamin' ny tany sola rehetra.
[2.472] | ||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|