|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | saritahina (saritaka) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| Korontanina, atao ambony ambany:
Nosaritahin' ny ankizy ny entana rehetra tato an-trano Fotofotoina tsy hita laniny: Nosaritahin' Ibalita ny kofehy Roridriritina, ampijalina: Aza saritahinao toy izao izy [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|