|
|
|
|
Teny iditra
sarongatra
(
rongatra
)
Sokajin-teny
anarana
Fihetsika tsy azo tonena fa mitroatra amim-pahatairana
Hatezerana mangotrakotraka.
[
1.1
]
Sampanteny
fisarongatana
,
fisarongatra
,
isarongatana
,
mahasarongatra
,
misarongatra
,
mpisarongatra
,
tafasarongatra
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05