|
|
|
|
Teny iditra
sehaka
Sokajin-teny
anarana
Fakana fofon' aina mafy rehefa avy nihazakazaka na nisy asa mafy natao.
[
1.1
]
Sampanteny
fisehafana
,
fisehaka
,
isehafana
,
mahasehaka
,
misehaka
,
mpisehaka
,
sehatsehaka
Nohavaozina tamin' ny 2009/02/23