|
|
|
|
Teny iditra
sehaseha
Sokajin-teny
anarana
Hasahisahiana, fiandranandranana mampiseho avona, ajokajoka sy rehareha
[
1.1
]
Sampanteny
asehaseha
,
fisehaseha
,
fisehasehana
,
isehasehana
,
mahasehaseha
,
misehaseha
,
mpisehaseha
,
tafasehaseha
Nohavaozina tamin' ny 2009/02/23