|
|
|
|
Teny iditra
sehotra
Sokajin-teny
mpamaritra
Maika te hanao zavatra, liana:
Sehotra erỳ ny anao hanala fanadinana kanefa tsy niomana firy akory
Mitovy hevitra:
liaka
~
liana
~
litika
~
saliadiaka
~
salitika
~
sedika
~
seriny
[
1.1
]
Sampanteny
fisehotra
,
misehotra
Nohavaozina tamin' ny 2013/06/12