|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | sendoatra | |
| Sokajin-teny | mpamaritra | |
| Mihoatra ny antonony; tafahoatra ny mety; tsy ara-drariny Tezitra misafoaka: Mora sendoatra loatra Rangahy iny ka sarotra iraisamonina. [1.1] | ||
| Tsipelina hafa | sendaotra | |
| Nohavaozina tamin' ny 2024/09/09 |
|