|
|
|
|
Teny iditra
sevotsevoka
Sokajin-teny
mpamaritra
Maimay hanao zavatra, nefa malaky mijanona; maimaika amin' izay atao fa mora kivy na leony
[
1.1
]
Sampanteny
fisevotsevohana
,
fisevotsevoka
,
isevotsevohana
,
mahasevotsevoka
,
misevotsevoka
,
mpisevotsevoka
,
sevotsevohina
Tovy hevitra
sevoka
~
sevosevo
Nohavaozina tamin' ny 2009/07/02