|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | singana | ||
| Sokajin-teny | anarana | ||
| Irery: Nahoana no mandeha singany izato izy? fa nankaiza Ramatoa? Ny ilany, ny iray amin' ireo zavatra iray aman' olona nairay lomisy: Ento atý ny singan-kiraroko ao ambany farafara ao Enti-milaza ny tenan-javatra alaina tsirairay: Hakako afokasoka tranony iray ve ianao? -- Tsia, singany iray ihany entina [1.1] | |||
| Une unité entre objets de même espèce; qui est seul, qui fait bande à part, dépareillé, l'un de la paire, du couple [1.3] | |||
| Haiendriteny |
| ||
| Sampanteny | |||
| Tsipelina hafa | singa ~ singany | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2013/11/05 |
|