|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | solarana (solatra) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| Voaratra ka nisy ilany kely nikipaka:
Nosolaran' ny sabatra ny sandriny Atomboka: Nosolarany aninaraina ny asa tanimboliny [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|