|
|
|
|
Teny iditra
somokotra
Sokajin-teny
mpamaritra
Miezaka mafy, revo amin' ny raharaha atao:
Somokotra erỳ Rakoto miasa
[
1.1
]
Sampanteny
misomokotra
Nohavaozina tamin' ny 2009/09/01