|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | songonana (songona) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| Ihoarana:
Nosongonan' ny soavalinao ny soavaliko ka lasa faharoa Sosohana: Nosongonan' ny rahalahinao aho ka tsy azoko ilay asa nokendreko Tapahina, tsatsaingohina: Aza songonanao ny teniko [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |
|