|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | tabebaka (bebaka) | |
| Sokajin-teny | mpamaritra | |
| Mivelatra sy makadiry ny vavany, nefa iva ny halaliny: Haron-tabebaka [1.1] | ||
| Short and spacious. Chiefly applied to baskets: rather short, shallow, or dwarfish. [1.2] | ||
| Ohatra | Fahita any Antsihanaka, na amin' ny tanàna faran' izay madinika aza, ny vehivavy mipetraka amoron-dalana, manana haron-tabebaka feno fotsimbary mangatsakatsaka atobiny eo anoloany ary amidiny amin' ny kapoaka.
[2.472] | |
| Sampanteny |
| |
| Teny iditra | tabebaka | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| [Provincial] An herb. Same as lavaravina, a composite herb [1.2] | ||
| (sens général : ce qui est large et peu profond ; comme une corbeille). Allusion aux feuilles utilisées anciennement en guise de cuillère suivant les dialectes : [Sihanaka, Tsimihety] Rumex bequaertii De Willd. et Rumex crispus L. (Polygonaceae). Plantes à grandes feuilles radicantes ; persistantes par leur racine charnue. [Betsileo] Une Composée indéterminée d'après Grandidier. [1.196] | ||
| Voambolana | ||
| Anarana ara-tsiansa | Rumex bequaertii, Rumex crispus | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/05/15 |
|