|
|
|
|
Teny iditra
tafa
kam
bana
(
kam
bana
)
Sokajin-teny
matoanteny mpamaritra
[
1.1
]
Qui est réuni, uni, qui sont ensemble, qui sont réconciliés
[
1.3
]
Ohatra
1
Ahy izao Imerina
tafakambana
izao, hoy izy.
[
2.508
]
2
Vahoaka maro be izy roa tonta no
tafakambana
.
[
2.588
]
3
Ary misaotra an'Andtra noho izany, fa
tafakambana
ny fanaovana sy fiheverana;
[
2.59
]
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20