|
|
|
|
Teny iditra
tafa
tsan
gana
(
tsan
gana
)
Sokajin-teny
matoanteny mpamaritra
[
1.1
]
Erect, upright, stood up
[
1.2
]
Qui s'est dressé, levé
[
1.3
]
Ohatra
1
Dia
tafatsangana
Ingahy mpampianatra.
[
2.529
]
2
Nahita izany ilay mpiasa ka
tafatsangana
.
[
2.472
]
3
Hendratra izy sady
tafatsangana
niaraka tamin' izay.
[
2.643
]
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20