|
|
|
|
Teny iditra
tahàka ny
Sokajin-teny
mpampiankin-teny
[
Fitanisana
]
Singan-teny
tahaka
Enti-milaza fitoviana ara-pampitahana an-tsary na an' ohatra:
Tahàka ny dian-tongotra havia ny sarin' i Madagasikara.
Mitovy hevitra:
mitovy
~
ohàtra
Mitovy hevitra:
sahala
~
toa
~
toy
[
1.1
]
Nohavaozina tamin' ny 2023/11/20