|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | tahoina (taho) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| Zaraina na tantanina (toaka): Dia nalain' Isorana ny laposety iray tsy mbola nivaky, sady dia notahoiny (Rabary: Raketaka zandriko) [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|