|
|
|
|
Teny iditra
taikotaiko
Sokajin-teny
anarana
Ranjo lava
Hakevohana, tsy firaharahana, fiavonavonana
[
1.1
]
Sampanteny
fitaikotaiko
,
fitaikotaikoana
,
itaikotaikoana
,
mitaikotaiko
,
mpitaikotaiko
Nohavaozina tamin' ny 2013/06/20