|
|
|
|
Teny iditra
taintaina
(
taina
)
Sokajin-teny
anarana
Ombotrombotra tsaroan' ny tena amin' ny aretina
Tebiteby na tahotra toa miandry loza ihany
[
1.1
]
Sampanteny
anaintainana
,
fanaintaina
,
fanaintainana
,
fitaintaina
,
fitaintainana
,
itaintainana
,
manaintaina
,
mitaintaina
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05