|
|
|
|
Teny iditra
takolahy
(
takolaka
)
Sokajin-teny
filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana
takolahina
[
Fitanisana
]
Ohatra
1
Takolahy
ao am-baravarana izy dia henoy ny resany
[
1.1
]
2
Takolahy
io soavaly io fa loza raha hihetsiketsika
[
1.1
]
Nohavaozina tamin' ny 2025/04/17