|
|
|
|
Teny iditra
ta
ko
troka
(
ko
troka
)
Sokajin-teny
anarana
Fipoahana mafy; fidoboky ny zavatra ngeza mianjera.
[
1.1
]
The sound of a falling stone or of an explosion. comp. Kotroka.
[
1.2
]
Sampanteny
anatakotrohana
,
atakotroka
,
fanatakotrohana
,
fanatakotroka
,
fitakotrohana
,
fitakotroka
,
itakotrohana
,
mahatakotroka
,
manatakotroka
,
mitakotroka
,
mpanatakotroka
,
mpitakotroka
,
tafatakotroka
,
takotrokotroka
,
voatakotroka
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20