|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | talanjona (lanjona) | ||||||
| Sokajin-teny | mpamaritra | ||||||
| Gaga, vanana izaitsizy: Talanjona Ikoto nahita ity vy be misondrotra eny amin' ny habakabaka. [1.1] | |||||||
| Amazed [1.7] | |||||||
| Stupéfait [1.8] | |||||||
| Ohatra |
| ||||||
| Sampanteny |
| ||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/21 |
|