|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | tale | |
| Sokajin-teny | tambinteny | |
| [Bara] Indrindra [1.78] | ||
| Teny iditra | tale | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Ny voam-pano voalohany amin' ny laharan-tsikidy voalohany [1.1] | ||
| Mpanahaka | sikidy | |
| Teny iditra | tale | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Olona miadidy trano fiasana na tranom-barotra na mitovitovy amin' izany: Ranona no talen' ny Sekoly ianaran' ny zanako (Tsara homarihina fa tsy tale no ampiasaina fa lehibe amin' ny antokon-draharaha na mitovitovy amin' izany: Ny lehiben' ny Paositra, ary filoha amin' ny fikambanana: Ny filohan' ny Akademia) [1.1] | ||
| [Masikoro] Mpibaiko ny mpivoy lakana [2.606] | ||
| The head man, the chief [1.7] | ||
| Patron, chef, directeur [1.8] | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2025/08/21 |
|