|
|
|
|
Teny iditra
tamboro
ro
tra
Sokajin-teny
anarana
Firiotana midina; fikororosiana hankamin' ny ambany; filetsena sahala amin' ny tany mikoa
[
1.1
]
Sampanteny
anatambororotana
,
atambororotra
,
fanatambororotana
,
fanatambororotra
,
fitambororotana
,
fitambororotra
,
itambororotana
,
mahatambororotra
,
manatambororotra
,
mitambororotra
,
mpanatambororotra
,
mpitambororotra
,
tafatambororotra
Nohavaozina tamin' ny 2009/02/23