|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | tandroka | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Zavatra mafimafy toy ny taolana mipoitra eo an-dohan' ny biby sasantsasany toy ny omby, ny osy,... ka ataony fiadiana sy hiarovany tena amin' ny fahavalony [1.1] | ||
| A horn [1.7] | ||
| Corne [1.8, 1.13] | ||
| Cornes des animaux Pour les plantes, fruits ayant la forme de cornes : double follicule de nombreuses Apocynaceae En médecine populaire : nom des ventouses, parce qu'on faisait à l'origine, les ventouses avec la corne évidée d'un boeuf, percée à son sommet. [1.196] | ||
| Voambolana | ||
| Ohatra | Ny trano kotona dia avo loka, be sakana, lava tandroka.
[1.437] | |
| Sampanteny |
| |
| Tsanganana sy sary iray takila | Bikan' ny tandrok' omby | |
| Lahatsoratra | Randzavola: tandroka ao amin' ny Baiboly | |
| Teny iditra | tandroka | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Olona ambony ara-pahaizana na ara-pahefana ka miahy sy miaro ny vahoaka ary mitsangana ho voninahiny: Ianareo foloalindahy no tandroky ny firenena [1.1] | ||
| Ohatra | Ny faherezana hitondra fanjakana no tandroka.
[2.48] | |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/12/25 |
|