|
|
|
|
Teny iditra
tenda an-kanina
Sokajin-teny
kambanteny
Singan-teny
tenda
,
hanina
Lian-tsakafo, tsy mifidy harapaka ary mambosibosika toy ny tsy ho enina
[
1.1
]
Tovy hevitra
be tenda
~
tenda be
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/26