|
|
|
|
Teny iditra
ti
na
katra
(
ta
katra
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny iharana
Voatakatra, takatra:
Tsy tinakatry ny sainao izany fa aza mibedibedy eo
[
1.1
]
Atteint
[
1.3
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
tinakatra
, tinakatro, tinakatrao, tinakany, tinakatsika, tinakatray, tinakatrareo, tinakatr', tinaka-, tinakatry
Ny lasa :
notinakatra, notinakatro, notinakatrao, notinakany, notinakatsika, notinakatray, notinakatrareo, notinakatr', notinaka-, notinakatry
Ny hoavy :
hotinakatra, hotinakatro, hotinakatrao, hotinakany, hotinakatsika, hotinakatray, hotinakatrareo, hotinakatr', hotinaka-, hotinakatry
Tovy hevitra
voa
ta
katra
Nohavaozina tamin' ny 2021/02/26