|
|
|
|
Teny iditra
to
mom
bana
(
tom
bana
)
Sokajin-teny
mpamaritra
Vita tsara tanteraka, lavorary:
Tomombana ny fanomananay ka dia hatomboka ny lanonana
[
1.1
]
Accompli, parfait, achevé
[
1.3
]
Ohatra
1
Na voly vary aza tsy
tomombana
raha tsy eo aho.
[
2.117
]
2
Matokisa ahy hianareo, matokisa fa ho
tomombana
ny zavatra rehetra!
[
2.113
]
Sampanteny
anatomom
ba
nana
,
fahatomom
ba
nana
,
fanatomom
ba
nana
,
hato
mom
bana
,
mahato
mom
bana
,
manato
mom
bana
,
voato
mom
bana
Nohavaozina tamin' ny 2017/05/17