|
|
|
|
Teny iditra
ton
ga
va
(
ton
ga
)
Sokajin-teny
filaza mandidin' ny mpamaritra
ton
ga
[
Fitanisana
]
Arrivez
[
1.3
]
Ohatra
1
Tongava
nofo, tompoko, ny sakafo kely narosonay ho anao!
[
1.1
]
2
Raha izany ary,
tongava
any an-trano misakafo rahampitso antoandro.
[
2.4
]
3
Dia
tongava
soa!
[
2.499
]
Nohavaozina tamin' ny 2014/10/19