|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | toraka | |
| Sokajin-teny | mpamaritra | |
| Tahaka, ohatra: Toraka ny any ny atý [1.1] | ||
| Comme, de même que, égal, s [...] [tohiny 1.5] | ||
| Tovy hevitra | ohatra ~ tahaka | |
| Teny iditra | toraka | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Fandefasana vato amin' ny tanana hahavoa zavatra na olona: Mahitsy toraka io olona io Fiantsampazana hianjera any amin' ny hafa [1.1] | ||
| Action de lancer [1.3, 1.5] | ||
| Action de jeter [1.3] | ||
| Teny iditra | toraka | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Fampitomboana isa iray amin' ny tenany ihany, ka raha ampitomboina indroa izy dia atao hoe toraka roa na tora-droa (ohatra 19 x 19 x 19 = 193 [1.1] | ||
| Puissance [1.13] | ||
| Voambolana | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2024/09/26 |
|