|
|
|
|
Teny iditra
toranina
(
to
rana
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny iharana
Atao izay hahatorana azy, izany hoe: tsy handrenesany maharary:
notoranina izy tamin' ny nandidiana azy
[
1.1
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
toranina
, toraniko, toraninao, toraniny, toranintsika, toraninay, toraninareo, toranin', toranin-, toranim-, torani-
Ny lasa :
notoranina, notoraniko, notoraninao, notoraniny, notoranintsika, notoraninay, notoraninareo, notoranin', notoranin-, notoranim-, notorani-
Ny hoavy :
hotoranina, hotoraniko, hotoraninao, hotoraniny, hotoranintsika, hotoraninay, hotoraninareo, hotoranin', hotoranin-, hotoranim-, hotorani-
Filaza mandidy :
torano
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20