|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | tory | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Fanesorana ny kiran-javatra hahazoana kofehy Fakana ny tadim-baliha amin' ny tenany ihany, na ny tadim-baliha mihitsy: Valiha tory folo Fandrasana hena izay atao didy vaventy: Torin-kena (hena vita didy vaventy mitsoriaka) Soritra enti-manasaraka fari-tanimbary na tanimboly, na ny tanimboly voasarak' io soritra io mihitsy: Mangahazo iray tory [1.1] | ||
| Incision, ligne Sillon pour séparer, pour déssécher les rizières Action de séparer les filaments du rofia, du chanvre, de l'écorce du zozoro [1.3] | ||
| (racine verbale, toute l'île). Action de défibrer, d'extraire les fibres d'une feuille, d'une écorce, etc. [1.196] | ||
| Sampanteny |
| |
| Teny iditra | tory | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Fiampangana olona iray ho nanao ratsy eo anatrehan' ny antokon-draharaham-pitsarana [1.1] | ||
| Dénonciation, accusation [1.3] | ||
| Sampanteny |
| |
| Teny iditra | tory | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Filazana, fandaharana sy fivoasana ny tenin' Andriamanitra [1.1] | ||
| Prédication [1.3] | ||
| Sampanteny |
| |
| Teny iditra | tory | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| [Taisaka] torimaso [1.78] | ||
| Fotoana ialan' ny tena manontolo sasatra amin' ny fikimpian' ny maso sy ny tsy fahatsiarovan-tena, ka ny asa tsy miankina amin' ny sitrapo mamelona ny tena ihany no sisa mandeha, toy ny fitepon' ny fo, ny fakana fofon' aina...: Resin-tory aho tamin' ny fijerena sarimihetsika ~ Rendrika ao anatin' ny torimaso izy [1.1] | ||
| Sleep [1.2] | ||
| Sommeil [1.3] | ||
| Ohatra | Tsy mba nahita tory izy, fa niandry izay hahantoandro ny andro hiantsoan' ny fanjakana azy.
[2.324] | |
| Sampanteny |
| |
| Tovy hevitra | torimaso | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/06/14 |
|