|
|
|
|
Teny iditra
traingo
Sokajin-teny
anarana
Fikapana amin' ny antsy ny tongo-biby hatreo amin' ny lohalika no ho midina
[
1.1
]
Sampanteny
fitraingo
,
fitraingoana
,
itraingoana
,
mahatraingo
,
manatraingo
,
mitraingo
,
traingoina
,
trinaingo
,
voatraingo
Nohavaozina tamin' ny 2009/02/23