|
|
|
|
Teny iditra
trano
ma
sina
Sokajin-teny
anarana
Singan-teny
trano
,
masina
Trano kely miorina ambony fasan' ny mpanjaka
[
1.1
]
Ohatra
1
Ary ny
tranomasina
, dia 12 miandálana
[
2.48
]
2
Nasiana
tranomasina
ny fasany araka ny tenin'Andriamasinavalona kanefa nafarana tsy hamboarina intsony rehefa simba.
[
2.508
]
Mpanahaka
tranomanara
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/23