|
|
|
|
Teny iditra
trimo
Sokajin-teny
anarana
Anaran-kafa nilazana ny voay taloha
Olona vaventy be
[
1.1
]
Voambolana
Tovy hevitra
fanantily
~
bemiohara
~
mavotay
~
ngetry
~
mamba
~
vily
~
voae
~
voay
Nohavaozina tamin' ny 2014/02/13