|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | tsabahina (tsabaka) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| Haronina amin' ny tanana ka manjary maloto: Tsy hihinana io ro io aho fa efa notsabahin' ny ankizy Enti-milaza zavatr' olona iditridirana tsy misy antony: Aza tsabahinao ny raharahan-tokantranon' olona Idirana: Aza tsabahinareo io trano io fa misy areti-mifindra [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |
|