|
|
|
|
Teny iditra
tsatsika
Sokajin-teny
anarana
Fitonoana hena eo ambony afo, ka atao amin' izao na amin' ny salazam-by
[
1.1
]
Fomba iray fanomanana sakafo
[
1.13
]
Grillade
[
1.13
]
Voambolana
Sampanteny
anatsatsihana
,
atsatsika
,
fanatsatsihana
,
fanatsatsika
,
fitsatsihana
,
fitsatsika
,
itsatsihana
,
mahatsatsika
,
manatsatsika
,
mitsatsika
,
mpanatsatsika
,
mpitsatsika
,
tafatsatsika
,
voatsatsika
Nohavaozina tamin' ny 2011/12/10