|
|
|
|
Teny iditra
tsavatsava
Sokajin-teny
anarana
Fanaovana hitsin-dalana, ka tsy mizotra amin' ny lalana faleha fa mamakivaky eny rehetra eny manitsaka ny volin' ny olona
[
1.1
]
Sampanteny
anavatsavana
,
fanavatsava
,
fanavatsavana
,
mahatsavatsava
,
manavatsava
,
mpanavatsava
Nohavaozina tamin' ny 2009/02/23