|
|
|
|
Teny iditra
tsingatotra
Sokajin-teny
anarana
Toetran' ny olona potraka ka miainga ny ilany vao mianjera; zavatra mianjera ka mitsingadina mankany an-damosina ny fidabony
[
1.1
]
Sampanteny
anatsingatorana
,
atsingatotra
,
fanatsingatorana
,
fanatsingatotra
,
fitsingatorana
,
fitsingatotra
,
itsingatorana
,
mahatsingatotra
,
manatsingatotra
,
mitsingatotra
,
mpanatsingatotra
,
mpitsingatotra
,
tafatsingatotra
,
tsingatongatotra
Nohavaozina tamin' ny 2009/02/23