|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | tsipaky ny hehy | |
| Sokajin-teny | kambanteny | |
| Singan-teny | tsipaka, hehy | |
| Miolanolan' ny hehy; toran' ny hehy; mihomehy kely aloha vao misesy ka efa toy ny hanevika vao miato na mamonjy mipetraka [1.1] | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/07/20 |
|