|
|
|
|
Teny iditra
tsi
pin
dy
(
pin
dy
)
Sokajin-teny
anarana
Famelezana amin' ny rantsan-tanana, izay aforitra dia alefa tampoka hipaika amin' ilay asiana
[
1.1
]
Sampanteny
anatsipin
di
ana
,
atsi
pin
dy
,
fanatsipin
di
ana
,
fanatsi
pin
dy
,
manatsi
pin
dy
,
mpanatsi
pin
dy
,
tsipin
di
na
,
voatsi
pin
dy
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20