|
|
|
|
Teny iditra
tsoboka
Sokajin-teny
anarana
Fidinana ho ao anaty rano; roboka; fidirana ao anaty zavatra
[
1.1
]
Sampanteny
anatsobohana
,
atsoboka
,
fanatsobohana
,
fanatsoboka
,
fitsobohana
,
fitsoboka
,
itsobohana
,
mahatsoboka
,
manatsoboka
,
mitsoboka
,
mpanatsoboka
,
mpitsoboka
,
tafatsoboka
,
tsobohana
,
tsobohina
,
tsobotsoboka
,
voatsoboka
Nohavaozina tamin' ny 2009/02/23