|
|
|
|
Teny iditra
tsorika
Sokajin-teny
Tsy lazaina
Fikorianan-drano manaraka ny rindrina na ny vatolampy
Fikorianan-dranomaso manaraka ny takolaka...
[
1.1
]
Sampanteny
anorihana
,
fanorihana
,
fanorika
,
manorika
,
mitsorika
Nohavaozina tamin' ny 2009/02/23