|
|
|
|
Teny iditra
tsy mahomby
Sokajin-teny
kambanteny
Singan-teny
tsy
,
mahomby
Tsy tsara, tsy manjary, tsy misy vidiny
[
1.1
]
Ohatra
1
Tsy mahomby
miasa tany izy
[
1.1
]
2
Tsy nahomby
ny tetik' ireo nandroba tany Toamasina
[
1.1
]
3
Tsy hahomby
ny zokinao akory inao, fa aza minaikanaika aminy
[
1.1
]
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/12