|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | tsy misy loto | |
| Sokajin-teny | kambanteny | |
| Singan-teny | tsy, misy, loto | |
| Fitokoavana | Teny na kambanteny hita ao aminy: madio | |
| Ohatra | efa tsara rahateo aho, ka dia tonga tao anaty vatana tsy misy loto.
[2.996] | |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11 |
|