|
|
|
|
Teny iditra
tsy misy tomika
Sokajin-teny
kambanteny
Singan-teny
tsy
,
misy
,
tomika
Fitokoavana
Teny na kambanteny hita ao aminy:
fanaperana
~
fatratra
Ohatra
1
Nanantena ny fanjakana fa ho avy Antsihanaka, handeha isam-batana, isan-drafitra sy isan-tsokajy, hiladilady, haneho ny "firaiketana
tsy misy tomika
".
[
2.472
]
2
Fa mahitsy ny tenin'ny Tompo, ary tanteraka
tsy misy tomika
ny asany rehetra.
[
2.996
]
Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11