|
|
|
|
Teny iditra
tsy mitsitsy
Sokajin-teny
kambanteny
Singan-teny
tsy
,
mitsitsy
Fitokoavana
Teny na kambanteny hita ao aminy:
mandany
Ohatra
1
mahery setra,
tsy mitsitsy
raha mamely, sarotiny amin' ny fampandehanana ny asa, tsy miraharaha ain' olona.
[
2.472
]
2
Efa taona maromaro tokoa izay, dia
tsy mitsitsy
harena ny mpilatsaka hofidina, hany ka lasa resa-bola tsikelikely ny fampielezan-kevitra.
[
4.27
]
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/11