|
|
|
|
Teny iditra
tsy salama
Sokajin-teny
anarana
Ohatra
1
Niaraka nankany an-tsaha izy telo mianaka, tsy maintsy nentina I Solo na
tsy salama
aza.
[
2.472
]
2
Efa tonga tao Mahatsinjo, hono, izy, saingy
tsy salama
ka hamonjy fitsaboana any Imerina
[
2.471
]
Nohavaozina tamin' ny 2013/10/31